Mahazoa elektronika boky maimaim-poana

Misorata anarana amin'ny gazetinay mba hahazoanao fampianarana momba ny Baiboly matetika avy amin'i Derek Prince sy votoaty manokana natao hanamafisana ny finoanao. Ho fanomezana mandray anao, dia handefa elektronika boky maimaim-poana avy amin'i Derek Prince izahay mitondra ny lohateny hoe: ‘Ilay Takalo Araka an’Andriamanitra’.

Misorata amin'ny Gazety
Misaotra! Efa nisoratra anarana ianao ary efa am-panaterana ny elektronika boky maimaim-poana ho anao.

Azafady, Omeo 10 minitra ahatongavan’ny elektronika boky any aminao ary jereo ny lahatahiry ratsy raha tsy voaray ao anatin’izany fotoana izany.
Oops! Nisy zavatra tsy nety tamin’ny famenoana ny taratasy.

Manaja ny fiainanao manokana izahay. Tsy misy spam. Afaka miala amin'ny fotoana rehetra.

Ilay Takalo Araka an’Andriamanitra

Mifototra amin'ny tantara nisy iray ny hafatry ny Filazantsara iray manontolo: ny sorom-pahafatesan'i Jesosy tamin'ny hazo fijaliana. Fantaro ny fomba nanomezana ity sorona ity, izay mihoatra noho ny fialana amin'ny helo fa hanome izay ilainao rehetra eo amin'ny fiainana.

Misorata anarana mba hahazoanao ny dika maimaim-poana amin'ny 'Ilay Takalo Araka an’Andriamanitra’, azo alaina amin'ny endrika .pdf format.

Fiteny: Malagasy

Famerenana

Yellow star iconYellow star iconYellow star iconYellow star iconYellow star icon
Amin'ireo famoahana tsara rehetra nataon’I Derek Prince, ity no hafatra mahery indrindra. Raha tena takatrao ny hevitra momba izay tena nataon’i Kristy teo amin’ny hazo fijaliana, tsy misy zavatra hahasakana anao tsy hahatsapa izay rehetra tian’Andriamanitra ho anao! - Honeybee
Yellow star iconYellow star iconYellow star iconYellow star iconYellow star icon
Boky tena mahafinaritra tokoa. - J.E. Page
Yellow star iconYellow star iconYellow star iconYellow star iconYellow star icon
Hafatra mahery sy manova fiainana ity - Theresia

Derek Prince